Ndao itsangana

Commentaires

#1

Ampiako kely fotsiny. Tsy ny mpanao politika irery no nangalatra, nanao kolikoly sy nampidi-kizo an'i Madagasikara. Ny mpiasam-panjakana ambony, ireo mpiandraikitra ny orinasam-panjakana, niafina tambadikin'ny teny hoe "techniciens" ne "technocrates", koa dia nangalatra, ary tena fetsy satria ny mpanao politika foana no voatondro molotra fa ry zareo misoko mangina tsy misy mahafantatra. Torak'izany koa ireo mpa draharaha sasany mpiray tsikombakomba.

(Paris, 2018-05-10)

#5

C'est sensé comme pétition !

(Antananarivo, 2018-05-10)

#32

« HORANGA MASAKA AM-BAVA NY MALAGASY »

(Tamatave, 2018-05-11)

#33

Conscient de ce qui se passe depuis 58 ans...

(Antananarivo, 2018-05-11)

#43

Je signe parce que depuis que je suis née le pays né cesse de pleurer à cause de ces dite politiciens et pilleurs

(İzmir , 2018-05-11)

#46

J’adhère

(Antananarivo, 2018-05-11)

#50

il suffit !

(Antananarivo, 2018-05-11)

#65

Je signe parce que nos élus n'ont pas respecter leurs missions et ont perverti ce qui est sacré pour la natation !

(Antananarivo , 2018-05-12)

#66

Je veux du changement dans mon pays natale

(Geneve, 2018-05-12)

#70

Séparation du pouvoir entre l'État et la justice

(Antananarivo, 2018-05-12)

#71

Leo ireo be resaka sy mpambotry firenena sy mpitretsitra tanindrazana! Tsara saziana koa ireo fonctionnaire tsy manao ny asany

(Antananarivo, 2018-05-13)

#73

Je signe parce que je veux que toutes les procédures judiciaires aillent jusqu'au bout.

(Antananarivo , 2018-05-14)

#75

Normal

(Antananarivo , 2018-05-16)

#76

Tout simplement parce que développement rime avec JUSTICE pour tous.

(ANTANANARIVO, 2018-05-26)

#77

Leo, leo, tena leo.

(Antananarivo , 2018-05-26)

#79

Je pense que Madagascar a besoin d'une nouvelle refondation sur tout le plans( économique,sociale et politiques

(Maisons Laffitte , 2018-05-26)

#89

Fitaizana sy fampianarana eto Madagasikara.
Fahantrana ...? Ny rafitra fampianarna mahazatra dia nilaozany ny totrandro, ny fampiofanana tsy mahomby amin'ny sehatry ny fampandrosoana an'i Madagasikara ... Hatrikasa fikaondoha Masturbating ao @ Carlton, ny fivoahan’ireo dinika rehetra izay efa fantatra no avoaka avy anaty tiroir dia tsofina ny vovoka tsy notontosaina nandritra ny 50 taona ....... dia miresaka momba izany izahay ary izahay miresaka momba ireo tetik'asa fampandrosoana angovo rehetra ireo sns ... raha tsy mivoatra miandoha taona.... satria sarotra ny manatanteraka ny fampiharana ... amin'ny teny sy kabary noho ny politikan'ny mafia. Ny tsy fitiavan-tanindrazana FrançAfrikanisma dia manangona kolikoly avo lenta, izay mbola mitazona ny fahefana mihanaka amin'ny vola volavola kolkoly. Ny tatitra momba ny MpianatraMpampianatra “Learner /Teacher” dia mitongilangilana ary very ny fahaiza-manaon'ny Fitaizana eto Madagasikara. Am'Zay Malagasy dia manolotra ny Fanavaozana sy ny Fisokafana amin'ny fampijoroana Teknolojia Mivoatran’ny Lazaina - New Information Technology.

(Antananarivo, 2018-05-26)

#92

mila fiovana aho mba ahazoana managadra ny mpanao politika tia tena, mpanao kolikoly, mpangalatra, mpandroba ny fananam-bahoaka sy manitsakitsaka ny zo maha olona

(mahajanga, 2018-05-26)

#96

Je signe parce que j'adhère au contenu de la pétition et que cela fait partie de l'engagement que tout citoyen doit faire. Bien sûr, il y a d'autres axes d'engagement à envisager. Mais la passivité nous tue petit à petit, nous sommes tous responsables, c'est le degré de responsabilité qui diffère !
Fara

(Antananarivo, 2018-05-27)

#100

Andao Hitsangana.

(Mahajanga, 2018-05-31)

#103

Je signe parce que mon pays est le seul pays au monde à s'être appauvri en 60 ans sans qu'il n'y ait eu de guerre. Et cela parce que nous sommes gouvernés et l'avons toujours été, par des voleurs qui ne pensent qu'à leurs intérêts personnels

(Saint Denis, 2018-05-31)

#104

Tofoka

(Ambohidratrimo, 2018-05-31)

#106

Je voudrai un meilleur avenir pour mes enfants dans leur pays, Madagascar

(Antananarivo , 2018-05-31)

#108

Don't mess with my country

(Texas, 2018-05-31)

#109

Madagascar mérite mieux que la gouvernance dé guignols

(Paris , 2018-05-31)

#113

Je signe parce que je veux que ce pays, le nôtre puisse enfin avancer. Ceux qui nous gouvernent doivent être au service du peuple et de la nation et non le contraire !

(Antananarivo , 2018-06-11)

#114

Besoin de prise de conscience pour faire bouger les choses.

(Antananarivo, 2018-06-11)

#121

Je souhaite juste exercer mes droits de citoyen: avoir le droit de continuer à travailler si tel est mon souhait et non être obligée de suivre et de subir à chaque fois

(Antananarivo, 2018-06-11)

#125

Marina tokoa izany. Ary mila olona vonona hiaro sy mba hijery ny tanidrazana sy ny firenena. Iza tokoa moa no mba hijery sy ho tia ny ahy raha izaho tompony aza hitodi-damosina azy?"

(Bordeaux , 2018-06-11)

#128

Misy ny fanantenana handroso marina raha toa ka ampiharina ny lalána ka voasazy araka izay mendrika azy ireo rehetra mangalatra sy manao tsinontsinona ny fananam-pirenena, na filoha io, na solom-bavam-bahoaka, na anetenimieran-doholona na iza na iza. Tsy misy tokony ho ambonin'ny lalána.
Maro an'isa ireo tsy mankasitraka ary te haneho ny alahelony saingy mahatsapa ihany koa fa tsy ny firotsahana an-dalambe sy mampikatso ny raharaham-pirenena, vao mainka manimba ny toe-karena efa marefo no vahaolana.

(Birmingham, 2018-06-13)